RN 13 - 2018

Tezitra amin'ireo Mpitondra fanjaka i Miora Andrialalaina Florlys*
Marina kosa aloha ny azy, satria matetika ireo Mpanao politika rehefa tonga aty @ Faritra dia mamahana lainga fôna, surtout fa ny Lalana RN 13.
Iny Lalana RN 13 iny ihany no Lalana fanaovana Politika any Atsimo tsy mahita teny atao @ Vahoaka any Atsimo raha tsy ny Lalana fanaovana politika iny ihany, Aza atao politika oWa ny lalanay , na dia tsy vitanareo aza io dia mandeha foana izahay aty Atsimo. efa ela io no tsy namboarina tsy fantanay hoe inona ny antony?.

samy olon-dehibe isika aoka mba hitazony ny teny aloakin'ny Vavany.
Misaotra indrindra Tompoko.

Commentaires